Entry | 1 tompon' ny laka |
Elementary words | 2 tompo, laka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin' ny misy azy eo 5 mahazo toerana tsara ahafahana manao izay tiana [1.1] |
Explanations in English |
6 to win acceptance; to arrive in a favorable situation [1.7] |
Explanations in French |
7 qui est accepté; qui se trouve en bonne position [1.8] |
Synonyms | 8 mahazo laka |
Updated on 2023/06/18 |