Entry mahazo laka
Elementary words mahazo ; laka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin' ny misy azy eo
Mahazo toerana tsara ahafahana manao izay tiana [1.1]
Explanations in English To win acceptance; to arrive in a favorable situation [1.7]
Explanations in French Qui est accepté; qui se trouve en bonne position [1.8]
Examples Ny sisa, ireo toetra mitovy loko amin' ny vintany sy anjarany, no mahazo laka sy tonga be ambainy. [2.472]
Synonyms tompon' ny laka

Updated on 2023/06/18