Entrée tompon-tany (tompo, tany)
Partie du discours locution
Explications en malgache ny mipetraka sy monina amin' ny tany iray, mifanohitra amin' ny vahiny mpiavy avy ivelany [Rajemisa 1985]

Entrée tompontany
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-bibilava mitovitovy amin' ny tompondrano ihany saingy mena ny tapaky ny rambony; karazana efa mihavitsy izy ireo [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31