Entry |
tononkalo
|
Elementary words | tonona ; kalo |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Asa soratra misy sarin-teny sy aingam-panahy, vita amin' ny teny mirindra, izay matetika miady roa ny tonom-peon' ny faran' andalany, na mifanararakaraka izany na mifanelanelana [1.1]
|
| Lahabolana, lahateny miady rima, matetika natokana hohiraina [1.13]
|
Explanations in French | Poème [1.13]
|
Examples |
1 | Tsimpony ireo tsilalaonteny hita amin' ity tononkalo ity, ary hazavao.
[2.285]
|
2 | Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity.
[2.576]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
|