Entry tory masiaka
Elementary words tory ; masiaka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Torimaso tapatapaka fa misy mpanaitaitra, hany ka milondolondo te hatory ny maso na dia efa mifoha aza [1.1]

Updated on 2023/06/14