Entry |
masiaka
(siaka)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tia mampijaly na mahita mijaly, tsy manana fangorahana Manana tsiro manaikitra, malaholaho: Masiaka ny sakay
[1.1]
|
Explanations in English | Savage, cruel, fierce Figuratively: very pungent [1.2]
|
Explanations in French | Cruel, violent, méchant; piquant, acerb [...] [full text in 1.5]
|
| Qui a un goût piquant, une saveur agressive Pour les animaux: cruel, féroce [1.196]
|
Examples |
1 | Ny tena sakay aloha dia efa tsy dia masiaka loatra intsony, fa ny ranony!...
[2.471]
|
2 | Toa masiaka amintsika loatra izany Andriamanitra Zanahary ankalazaintsika fa be fitia izany!
[2.470]
|
|
Morphology |
Simple : |
masiaka |
Imperative : |
masiaha |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|