Entrée toy
Partie du discours préposition [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fifanahafana, fifandraikana: Toy ny rainy navela teo ity zaza ity
Mitovy hevitra: tahaka ny
¶ Fitoviana ara-panoharana: Mivadibadika toy ny lela may ~ Mikiakiaka toy ny adala
¶ Mody: Manao toy ny mitomany
¶ (Marihina fa raha milaza fifanahafana na fifandraikana ny "toy ny", ny toa kosa milaza fitoviam-bidy, lanja)
Explications en anglais  [Hallanger 1973] like, similar to; (distinguish from toa)
Explications en français  [Hallanger 1974] comme, semblable
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Fox: Hainteny, numéro 433] Tianao toy ny inona ange aho?
2 [Andraina: I Vola, page 7] Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity?

Entrée toy
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Hallanger 1969] kilalao
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/11/25