Entrée tranomanara (trano, nara)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Trano kely miorina eo ambonin' ny fasan' antokon' andriana sasantsasany, trano kely natao teny ambonin' ny fasan' Andriana sasantsasany fahizay (ny anaovana ireny trano ireny hoe manara dia noho izy hafa amin' ny trano rehetra fa tsy mba nanaovana afo)
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a small building on the tombs of royalty and higher nobility
Explications en français  [Hallanger 1974] petite case sur les tombeaux des souverains et de la haute noblesse
Analogues  tranomasina
Exemples 
1 [Randriamamonjy: Tantara, page 347] Ny an'ny andriana tsy nanjaka kosa dia nasiana tranomanara eo amboniny.
2 [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 294] Ary Andriambelomasina sy Andriantsimitoviaminandriana sy Ravalisa natao ao amy ny tranomanara fitomiandalana.
Illustrations 

Entrée tranomanara
Partie du discours nom
Explications en français  [Boiteau 1997] (Merina ?) (de trano : maison ; et manàra : où l'on a froid ; c'est le nom donné à la petite maison symbolique construire sur les tombeaux de la caste noble). D'après Grandidier, fichier manuscrit, ce serait aussi le nom d'une plante médicinale non identifiée.
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31