Entry trano tomboka
Elementary words trano ; tomboka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Trano vita amin' ny rantsan-kazo nofetaina sy nolalorina fotaka
Trano tsy misy rindrina, na misy fa iva kely foana, ka ny tafony mitombina amin' ny tany; [1.1]

Updated on 2023/01/01