Entry tratrarina (tratra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao izay hahatongavana eo amin' izay enjehina: Tratraro irỳ olona mihazakazaka irỳ
Takarina: Tratraro kely irỳ sary mihantona [1.1]
Explanations in English To be overtaken; to be attained [1.7]
Explanations in French Qu'on attrape, qu'on atteint [1.8]
Morphology 
Present : tratrarina, tratrariko, tratrarinao, tratrariny, tratrarintsika, tratrarinay, tratrarinareo, tratrarin', tratrarin-, tratrarim-, tratrari-
Past : notratrarina, notratrariko, notratrarinao, notratrariny, notratrarintsika, notratrarinay, notratrarinareo, notratrarin', notratrarin-, notratrarim-, notratrari-
Future : hotratrarina, hotratrariko, hotratrarinao, hotratrariny, hotratrarintsika, hotratrarinay, hotratrarinareo, hotratrarin', hotratrarin-, hotratrarim-, hotratrari-
Imperative : tratraro
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20