Entry tremalahy
Elementary words trema ; lahy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona manankarem-be
Mitovy hevitra: be fofon' aina ~ feno tsoka ~ komohina ~ manam-be hovangoana ~ matevina ~ metroka ~ mianjady amin' ny fananany ~ mihary zaka ~ milomano amin' ny harena ~ miravoravo manana ~ mpanalina ~ mpanarivo ~ mpanefohefo ~ mpangoron-karena ~ mpanjatobe ~ mpanontany ny ory ~ ngetroka ~ saingona ~ tovinjaka [1.1]
 Mpanefoefo [1.13]
Explanations in French Richard [1.13]
Examples Randriampenoo, hono, no dia aneren-Renilezo an-dRazay, fa trema lahy moa ry Rainialisoa rainy [2.324]

Anagrams 

Updated on 2023/08/16