Entry tsindraindray
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mahalana fa tsy misesy: Mba tonga mamangy anao aty ihany ve ny zanak' anabavinao? -- Tonga tsindraindray izy [1.1]
Examples 
1Mitopy tsindraindray amin' I Terezy kely mikodingidingy ny masony ary tsaroany ny mampakatra ny feony mba hampazava tsara ny teniny. [2.470]
2mino aho fa ho faty mandrakizay ao am-pony ilay avelo nanelingelina tsindraindray ny fahasambarany. [2.471]
Compound words 

Updated on 2023/08/11