Entry tsindranolahy
Elementary words tsindrano ; lahy
Part of speech noun
Explanations in French Le mâle tsindrano [1.3]
Vocabulary 
Proverbs 

Entry Tsindranolahy
Elementary words tsindrano ; lahy
Part of speech name (ethnonym)
Explanations in Malagasy Vatan-dehilahy mahatoky ny Andriana fahiny na tamin' ny tanjany na tamin' ny toetrany, ka nofidiny tamin' ny maro hiaro sy hiambina azy ary tsy nisaraka taminy mihitsy na taiza na taiza nalehany [1.1]
Explanations in French Nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes [1.3]
Examples Nony tonga Andrianampoinimerina avy nilalao, dia nilazany ny tsindranolahy hoe: [2.48]
Synonyms tsindrano
Articles 

Updated on 2023/03/05