Entry tsivakivolo (tsy, vaky, volo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Jereo tsy vaky volo [3.1]
Examples 
1hampiray an' Imerina tsivakivolo. [2.113]
2Mifantoka eny amin'ny manam-pahaizana vokatry ny taniny ny mason'ny Malagasy tsivakivolo. [2.503]
3ni, dia nandresy ny Menalamba teto Imerina ary naka ireo tany mbola tsy nanjakan' ny Ambaniandro mba hampiray an' i Madagasikara tsivakivolo eo ambany fitondran' i Frantsa. [2.113]
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2022/06/10