Entry tsy adala tsy hendry
Elementary words tsy ; adala ; hendry
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza toetra hafahafa, fa raha miteny toa mahalala rariny, nefa ny fiainana tsy araka izany, na ny fiainana tsara, fa ny fiteny tsy mendrika [1.1]

Updated on 2023/03/28