Entry tsy ankanavaka
Elementary words tsy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy [ tsy an-kanavaka ] Rehetra rehetra, daholo [1.1]
Explanations in French [ tsy an-kanavaka ] Indistinctement, sans faire de diffĂ©rence [1.3]
Examples 
1Ilay velona mandrakizay, no nahary ny zavatra rehetra tsy ankanavaka. [2.996]
2Tezitra koa anefa, tsy tezitra amin' ilay Vazaha niasany maina ihany, fa tezitra amin' ny Vazaha rehetra tsy ankanavaka. [2.472]
3Ary rahefa izany, dia fo tsy manan-tsiny sy tsy miefitrefitra no iraisana tanteraka amin' ny maty rehetra sy ny velona tsy ankanavaka. [2.296]

Updated on 2023/10/29