Entry tsy hita poka
Elementary words tsy hita ; poka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Very tanteraka, tsy hita mihitsy izay toerana misy azy [1.1]
Examples Fa nankaiza ary izy no vao avy nisakafo dia tsy hita poka? [2.499]
Synonyms tsy hita popoka

Updated on 2023/11/20