Entry | 1 tsy manan-droa hamolahana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 (ray aman-dreny) tsy manan-janaka afa-tsy tokana, izay voatery hotsimbintsimbinina, fa raha nanan-droa manko izy, mety ho niseho ho henjankenjana [1.1] |
Elementary words | 4 tsy, manana, roa, amolahana |
Updated on 2023/06/05 |