Entry tsy miteny
Elementary words tsy ; miteny
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy misy antony (fomba fitenin' ny ankizy indrindra amin' izao andro izao, izay tsy azo lavina fa nalaina avy tamin' ilay fitenenana efa tranainy hoe: "Tsy miteny fa vola baoritra" nenti-nilaza ny maha-tsinontsinona ny vola madinika baoritra nony tonga ny vola madinika vy [1.1]
Compound words 

Updated on 2023/05/20