Entrée vaky hentana (vaky, hentana)
Partie du discours locution
Allégation Mot ou locution vu dans: maina ~ vaky
Exemples Aiza Iaveh, izay nitondra antsika niakatra avy any amin'ny tany Ejipta, nitari-dàlana antsika tany an'efitra, tany amin'ny tany ngazana sady vaky hentana, tany amin'ny tany karankaina sy aloky ny fahafatesana, tany amin'ny tany tsy falehan'ny olona, tsy onenan'olona? [Baiboly: 30:002:006/Jeremia 2:6..]

Mis à jour le 2020/07/31