Entrée vala
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] rova
  [Rakotosaona 1975] [Taisaka, Tanala, Tanosy] fefy
  [Rajemisa 1985] Fefy manodidina: Asio vala ny akohonareo fa manimba ny tanimbolinay
¶ Faritra na toerana andrian' ny omby ao an-tanàna; fahitra: Nihoatra ny vala ilay zanok' omby halina
¶ Fizarazaran' ny tanimbary: Manana tanimbary telo vola i Dadabe eny Antanintsaonjo
¶ Antoko, fifehezana: Irina mba tsy hisy afatsy volatokana ho an' ny Kristianina rehetra.
Explications en anglais  [Hallanger 1973] an enclosure, a pen; a border
Explications en français  [Hallanger 1974] [Provincial] enclos (un), parc à boeufs (un), bordure (une), village (un), finage (un)
  [SLP 1986] domaine, parc, enclos, finage
  [Boiteau 1997] clôture, entourage en bois
Dérivations 
Morphologie 
vala
valako
valanao
valany
valantsika
valanay
valanareo
valan'
valan-
valam-
-bala
-balako
-balanao
-balany
-balantsika
-balanay
-balanareo
-balan'
-balan-
-balam-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Andraina: Mitaraina, page 24] Namaky vala ny ombinay roa lahy indray alina.
2 [Ndema: Antakay, page 15] Ary ny trano tany, noferany am-bohitra vita vala hady.
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot vala (33)
Ambala
Ambalabe
Ambalafary
Ambalafeno
Ambalafontsy
Ambalafotaka
Ambalagoavy
Ambalahazo
  Ambalahonko
Ambalahoraka
Ambalahosy
Ambalakazaha
Ambalamadiro
Ambalamahasoa
Ambalamahatsinjo
Ambalamainty
  Ambalamanga
Ambalamarina
Ambalamena
Ambalanjanakomby
Ambalanomby
Ambalaomby
Ambalarano
Ambalasatrana
  Ambalasoa
Ambalatelo
Ambalavao
Ambalavaokely
Ambalavary
Ambalavato
Ambalavatokely
Ambalavelona
  Ambalavola

Entrée vala
Partie du discours nom
Explications en français  [SLP 1986 page 216] ensemble
Vocabulaire 

Entrée vala
Partie du discours nom
Explications en français  [Boiteau 1997] Nom donné à diverses espèces d'arbres ou d'arbustes utilisés pour faire des clôtures. Les plus communément relevés sont :
¶  [Tanosy] Dombeya ambongensis Arènes (Malvaceae). Relevé par P. Boiteau à Fort Dauphin, 1972. Fibres des écorces utilisées en corderie et pour les tissages grossiers.
¶  [Tandroy] Dombeya lecomtei Hochr. ; réf. Service Forestier 12943 ; Dombeya parvipetala Arènes ; réf. Decary (nom relevé sur le type de l'espèce) ; Dombeya valafotsy Arènes ( Malvaceae) ; réf. Réserves Naturelles 2758. Toutes ces espèces ont des écorces fibreuses et servaient autrefois à lier entre elles les pièces d'une charpente. Elles étaient multipliées volontairement par bouturage.
Vocabulaire 
Nom scientifique Dombeya ambongensis, Dombeya lecomtei, Dombeya parvipetala, Dombeya valafotsy

Mis à jour le 2020/07/31