Entry vango
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Vely, famelezana [1.78]
  [Taisaka] Dona, vely [1.78]
  [Tanala] Famelezana, fikapohana [1.78]
 Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana [1.1]
Derivatives 

Entry vango
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin' ny kirany madinika betsaka izay mihintsana ho azy raha vao fihinina mafimafy ny trondro; matsiro nofo, saingy bebe taolana ny vango: halavany: 75 sm (midina any an-dranomasina ny vango rehefa hanatody eo amin' ny volana Zanvie ka hatramin' ny volana Marsa) [1.1]
Explanations in French Variété de poisson de mer [1.13]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31