Entry varotra an-kobohobo
Elementary words varotra ; an-kobohobo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Varotra atao any an-takontakona tsy sahy mazava noho ny mpivarotra ta hanondrotra ny vidin' entana tsy ara-drariny; varo-maizina [1.1]

Updated on 2023/11/20