Entry voabanga (banga)
Part of speech past participle
Explanations in French édenté, ébréché [1.3]
Examples hihorohoro ny mandanao noho ny fikorodondrodon' ny mpitaingin-tsoavaly sy ny kodia sy ny kalesy, raha miditra eo amin' ny vavahadinao tahaka ny olona miditra amin' ny tanàna izay voabanga izy. [2.996]
Synonyms binanga

Updated on 2023/01/20