Entry voamafy (mafy)
Part of speech past participle
Examples Tsy fo drodroky ny fiainana mirotoroto toy ny any an-drenivohitra ny azy ka miafara amin' ny famonoan-tena indraindray, fa fo voamafy amin' ny fiahiana ny hoavy noho ny fitserana ny adim-piainana eo amin' ny maha tantsaha azy. [2.470]
Morphology 
Past : voamafy, voamafiko, voamafinao, voamafiny, voamafintsika, voamafinay, voamafinareo, voamafin', voamafin-, voamafim-

Updated on 2023/01/20