Entry voankena
Elementary words voa ; hena
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny voan' ny omby, izay be mpifady [1.1]
Explanations in English Beef kidneys [1.7]
Explanations in French Rognon de boeuf [1.8]
Examples 
1hoy izy mantsy ilay zanak'andriana teo Ambohidratrimo, nifarombaka tamin'ny voankena nentiny. [2.298]
2Tsy manafintohina olona tonga am-pahadiovam-po hiray ala-helo amin' ny tena ve ny teny tahaka io, sy ny voankena ahosina aminy ka mandoto ny akanjony? [2.245]
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/05/21