|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  hena-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe henatra

Teny iditra (2/6)3  hena
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Nofom-biby efa maty: Mora ny henan-kisoa androany
6 Fery
7 Teny misy ifandraisany: atidohan-kena, atin-kena, fanangana, hofaka, ilikena, jabora, sabora, lela, lemy, leminy, lohomby, losony, mananety, masontanteliny, matomperiny, matom-perin-kisoa, mosavinkena, roroha, soroka, taovany, tratra, trafo, traingo, tehezana, tsinainkena, vain-droroha, vavony, voankena, vodihena, vorivorinkena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 meat, esp. beef [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 viande, viande de boeuf [1.8]
Ohatra  10  Ny mofo sy ny hena ary ny entana madinika tonga ao an-trano no anehoany izany. [2.470]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  14  Toe-karena: hanina
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 72 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/6)17  hena
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Fihakelezana, fihavitsiana isa raha ampitahaina amin' ny teo aloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 diminution, amoindrissement [1.3]
21 décrépitude de l'organe mâle, impuissance [Sakalava] [1.196]
Haiendriteny 
22  Tsotra :
23  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  37  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (4/6)38  heña
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny malagasy  40 tantely mifindra [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (5/6)41  heña
Sokajin-teny  42  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  43 hankaiza [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (6/6)44  hena
Sokajin-teny  45  anarana
Fanazavàna teny frantsay  46 (dans son sens général, la racine hena marque l'abaissement, la perte de puissance). Flueggea obovata (Willd.) Wall. (Phyllanthaceae). Arbuste commun. L'infusion des feuilles rendrait, paraît-il, les hommes impuissants. [Bara] [1.196]
Voambolana  47  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  49 hane, hena, heña, 50 nahe, 51 nhea

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13