Entry voatetika (tetika)
Part of speech past participle
Explanations in Malagasy Voatapaka madinika [1.13]
Explanations in French Qu’on a incisé, coupé en petits morceaux, détaillé, prévu, sur quoi on a délibéré [1.3]
 Coupé en morceaux [1.13]
Examples 
1Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana : kafe, dite, mofo dipaina voatetika. [2.4]
2Io no torahana feta marihitra natao tamin' ny fotaka nasiana tain' omby sy mololo voatetika ary nohosena tsara hifangaro. [2.472]
Synonyms tinetika
Compound words 

Updated on 2023/01/20