Entry voatolotra (tolotra)
Part of speech past participle
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French Qu’on a offert, donné, présenté [1.3]
Examples 
1Rehefa voatolotra ny vodiondiy dia aroso amin' izay ny sakafo. [2.346]
2Hahita ny hafalian' ny menaky ny ainy voatolotra sari-bakolin-doso izy. [2.529]
Synonyms tonolotra

Updated on 2023/01/20