Entry | vokiso > vokisana (voky) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Omena sakafo betsaka: Efa novokisan' Ikoto tsara ve ny vorona? Taomina, tarihina: Novokison' ny namany izy ka nangalatra Ambosìna, amporisihina, tarihina: Novokisan' ireo mpanao politika fotsiny ny vahoaka [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be satisfied with food To be subverted [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on rassasie Qu'on incite à la révolte [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | sinavoka, vokisana |