|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 volobe |
| Singan-teny | 2 volo, 3 be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Ny fantsona andehanan' ny bala amin' ny basy
6 Ny fantsona miolikolika amin' ny lalambika [1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 7 volobe |
| Singan-teny | 8 volo, 9 be |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 (« grand bambou »). Cephalostachyum madagascariense A. Camus (Poaceae). Réf. H.Perrier 10848. Ce nom malgache est également donné aux grands bambous introduits : Dendrocalamus strictus Nees (Poaceae).
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Ohatra |
12 Ny endriny anefa dia maniry volobe ihany nefa kosa ny lohany dia sola ny antsasany.
[2.895#76]
|
| Voambolana | 13 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 16 Volobe |
| Singan-teny | 17 volo, 18 be |
| Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 20 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | volobe, Volobe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13 |
|