Entrée vorombola (vorona, vola)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Vorona iray fianakaviam-be amin' ny akoho sy ny vorontsiloza, misy volony marevaka, indrindra ny lahy, izay manan-drambo mahazo misandrahaka ka mivelatra toy ny kodiarana
Explications en français  [Tsimbazaza ] peacock
  [Rajemisa: Vakoka, Tsimbazaza ] paon
Vocabulaire 
Nom scientifique Pavo cristatus
Articles 
Illustrations 

Mis à jour le 2022/07/30