Entrée |
vorondreo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany; mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy [Rajemisa 1985]
|
Explications en français | oiseau au cri plaintif [Rajemisa: Vakoka]
|
Vocabulaire |
Exemples | koa ny vorondreo no hafaro, fa sady mitoreo no milaza. [Fox: Hainteny, numéro 271]
|
Toponymie |
|
|
Entrée |
vorondreo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Betsileo]
(de vorona mis pour
vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou
reoreo : vagissements d'un jeune enfant). Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements.
[Boiteau 1997]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
Vorondreo
(vorondreo)
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Vocabulaire |
Coordonnées | -23.2833333, 43.85
|
Toponymie | vorondreo |
|