Entrée vorontsiloza (vorona, tsy, loza)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Vorona lehibe, fianakaviam-ben' ny akoho, vorombola..,, manam-bika hafa kely fa misy nofo mikiramborambo eo amin' ny lohany, ny tendany misy toa haingony mitarazoka ary ny rambony azony velarina toy ny fikopaka rehefa midoroboka izy; tsara hena ary tsy mba saro-devonina ohatra ny gisa ny vorontsiloza
Explications en anglais  [Hallanger 1973] turkey
Explications en français  [Rajemisa: Vakoka] dinde
  [Hallanger 1974] dinde, dindon
Vocabulaire 
Citations 
Illustrations 

Mis à jour le 2020/07/31