Entry vovoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Potipoti-tany malemy tsy misy vongany, jofo: Manditsikany maso ny vovoka
Zavatra voamontsamontsana ho potiny madinika dia madinika: Vovotsiramamy [1.1]
Explanations in English Dust [1.7]
Explanations in French Poussière [1.8]
 Poussière, poudre [1.13]
Examples 
1Ato no irarahany ho vovoka! [2.499]
2Fa ny aina dia nindramina, ka ho vovoka ny tena! [1.272]
3Jereo ireto vovoka vonivony amin' ny feko ireto. [2.332]
Morphology 
Simple : vovoka, vovoko, vovokao, vovony, vovotsika, vovokay, vovokareo, vovok', vovo-, vovoky
Prefixed : -bovoka, -bovoko, -bovokao, -bovony, -bovotsika, -bovokay, -bovokareo, -bovok', -bovo-, -bovoky
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 
Analogs  jofo
Proverbs 

Updated on 2023/06/26