Entry zafimpaladia
Elementary words zafy ; faladia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [ zafim-paladia ] Zanaky ny zafin-kitrokely na taranaka fahenina [1.1]
 Taranaka fahenina, zanaky ny zafinkitrokely [1.62]
Explanations in French [ zafim-paladia ] La sixième génération [1.3]
 [ zafim-paladia ] Descendants à la sixième génération [1.5]
 Sixième génération [1.54]
Examples Moa tsy mbola izy ihany, na dia zafimpaladiany aza? [2.5]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : zafimpaladia, zafimpaladiako, zafimpaladianao, zafimpaladiany, zafimpaladiantsika, zafimpaladianay, zafimpaladianareo, zafimpaladian', zafimpaladian-, zafimpaladiam-
Prefixed : -jafimpaladia, -jafimpaladiako, -jafimpaladianao, -jafimpaladiany, -jafimpaladiantsika, -jafimpaladianay, -jafimpaladianareo, -jafimpaladian', -jafimpaladian-, -jafimpaladiam-

Updated on 2023/06/07