Entry zenizeny (zeny)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Botribotry, fohy mibotetateta [1.1]
 Bikan' olona botribotry, fonentanentana, fohy mibotetateta [1.69]
Examples Rasamy moa zenizeny fonetana izay, izaho kosa lava ranjanana. [2.4]
Derivatives 

Updated on 2021/01/16