Entry | bozenizeny (zenizeny (zeny)) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Fohy vaventy ary mbola iva indray noho ny zeny fotsiny: Bozenizeny kely iahy ilay fofombadin' Isambilo [1.1] | |
Vaventiventy nefa fohifohy: Olona bozenizeny ny vazimba araka ny lovantsofina [1.62] | ||
Examples | Izy moa vavy fotsy, bozenizeny, mirezareza fandeha, katsikantsikana, ka toa hoatra ny mihomehy sahady izy tazaninay ankizy.
[2.356] | |
Updated on 2023/01/20 |