|
|
|
|

Teny iditra1  zinohy
Fototeny  2 zohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Voazohy, nozohina, zohina, arahina tsara: Raha zinohy tsara ny tantara, dia hita fa fitiavan-kampiray no nahatonga an' Andrianampoinimerina hanafika hatraiza hatraiza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Qu’on a suivi, accompagné [1.3#874]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voazohy

Fivaditsoratra  10 hizino, zinohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08