Entry Hiram > ina (ira)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy Foly eran' ny volotara na tolotra, izany hoe ireo tapaka bararata anodidinana ny landy voafoly ka izay mahafeno ny iray amin' ireny tapaka bararata ireny no atao hoe iràna [1.1]
Morphology 
Present : irana, irako, iranao, irany, irantsika, iranay, iranareo, iran', iran-, iram-, ira-
Past : nirana, nirako, niranao, nirany, nirantsika, niranay, niranareo, niran', niran-, niram-, nira-
Future : hirana, hirako, hiranao, hirany, hirantsika, hiranay, hiranareo, hiran', hiran-, hiram-, hira-

Anagrams 

Entry Hiram > hirana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana
Hirika na loaka idiran' ny fahazavana
Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [1.1]
Explanations in English A glimmer of light [1.7]
Explanations in French Rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté [1.8]
Derivatives 
Synonyms hirangirana
Phytonyms 

Entry Hiram > hiraña
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Karazan'akondro kely mavomavo no sady mamy be. [1.78]
Vocabulary 

Entry Hiram > hirana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] Anaran-gidro [1.78]
Synonyms hira
Tables and plates The Lemurs

Anagrams 

Entry Hiram > hira
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Lalao, kilalao, hehy [1.78]
 Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay
Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana)
Hirahira: Hira andaniana andro.
Mitovy hevitra: antsa ~ atoa ~ kalo ~ kalokalo ~ vazo ~ vetso
(Misy hevitra ifandraisany: feon-kira, tonon-kira, feo voalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso)
Explanations in English A song; music; play [1.7]
Explanations in French Chant [1.3, 1.8]
 Airs, musique vocale
Action de s'amuser avec des objets [1.3]
 Musique; jeux [1.8]
Examples 
1Hira inona no nohiraintsika? [2.270]
2Voatery naverina intelo ilay hira. [2.356]
3Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany. [2.4]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : hira, hirako, hiranao, hirany, hirantsika, hiranay, hiranareo, hiran', hiran-, hiram-
Prefixed : -kira, -kirako, -kiranao, -kirany, -kirantsika, -kiranay, -kiranareo, -kiran', -kiran-, -kiram-
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 

Entry Hiram > hira
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] Anaran-gidro [1.78]
Explanations in English Ring-tailed lemur (Lemur catta) [2.233]
Explanations in French Maki, maki mococo, maque (Lemur catta) [2.233]
Scientific name Lemur catta
Vocabulary 
Synonyms hirana
Hypernym gidro
Co-hyponyms ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Tables and plates The Lemurs
Illustrations 

Entry Hiram > Hira
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in Malagasy Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara [1.38]
Explanations in English Hirah [2.996]
Explanations in French Hira [2.996]
Vocabulary 
Biblical quotes 

Entry Hiram > Hi
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Zanak' i Aksesa [2.996]
 Ira [2.996]
Explanations in French Ira [2.996]
Vocabulary 
Other spellings 
Biblical quotes 

Anagrams 

Entry Hiram > mira
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Bara, Tanosy] mitovy [1.78]
  [Provincial] Mitovy: 3 ampiana 4 mira 7 [1.1]
Explanations in French Identique, égal [1.13]
Derivatives 
Compound words 

Entry Hiram > mira
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara] Miray [1.78]

Entry Hiram > mira
Part of speech noun
Explanations in French  [Tanosy] (peut-être du mot « myrrhe », malgachisé dans certaines traductions de la Bible). Canarium madagascariense subsp. obtusifolium (Scott-Elliot) Leenh. (Burseraceae). Arbre dont la résine parfumée est souvent utilisée comme encens dans les cérémonies religieuses. [1.196]
Scientific name Canarium madagascariense subsp. obtusifolium
Vocabulary 

Entry Hiram > Mira
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Myra [2.996]
Explanations in French Myre [2.996]
Vocabulary 
Other spellings 
Biblical quotes 

Anagrams 

Hiram   
Hirama
Hiram [2.996]

Hiram   
Hirama
Hiram [2.996]