Entry mpitsara (tsara)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Mpiasam-panjakana manam-pahaizana manokana momba ny lalàna atao mpandinika sy mpilaza izay manana ny rariny sy meloka amin' ny olona roa mifampitory, na amin' ny ady isan-karazany (ady madio, ady heloka) [1.1]
Explanations in English A judge [1.7]
Explanations in French Juge [1.8]
Examples 
1Velona eritreritra fatratra ny Résident, ka nampiantso ny mpitsara mpanampy azy hidinihany izay hatao. [2.324]
2dia manam-pahefana ny Mpitsara haniraka olona ho any aminy haka izay teniny hamalian' ilay mpiady aminy. [1.123]
Compound words 
Articles 

Entry Mpitsara
Part of speech name (biblical book)
Explanations in English Mpitsara: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
 Judges: one of the books of the Bible [2.996]
Explanations in French Juges: un des livres de la Bible [2.996]
Vocabulary 
Articles 

Updated on 2024/03/17