Entry Saoly
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in Malagasy Zanak' i Kisy benjamita izy, ary mpanjaka voalohany tamin' ny Israely. [1.38]
Explanations in English Saul [2.996]
Explanations in French Saül [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Saola
Biblical quotes 

Entry Saoly
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in Malagasy  Paoly, avy any Tarsosy [1.38]
Explanations in English Paul [2.996]
Explanations in French Paul [2.996]
Vocabulary 
Biblical quotes 

Entry Saoly
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in Malagasy Mpanjakan' i Edoma [1.38]
Explanations in English Saul [2.996]
Explanations in French Shaül [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Saola
Biblical quotes 

Entry Saoly
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in Malagasy Zanakalahin' i Simeona. Ny foko izay mitondra ny anarany dia taranaky ny Israely sy ny Kananita. Izany no ilazana an' i Saoly ho zanakalahin' ny vehivavy kananita ao amin' ny Gen. sy Eks. Ary ao amin' ny Nom. kosa dia miseho ny anararapoko hoe Saolita [1.38]
Explanations in English Shaul [2.996]
Explanations in French Shaül [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Saola
Biblical quotes 

Entry Saoly
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in Malagasy Isan' ny razan' i Samoela. [1.38]
Explanations in English Saul [2.996]
Explanations in French Shaûl [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Saola
Biblical quotes 

Updated on 2020/07/31