Entry sarasara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny nentina niarahaba ny mpanjaka fahiny, ka natokana ho azy irery ihany: Sarasara tsy ambaka, tompoko e! -- Sarasara! (enga anie ka tsy ho azon' ny aretina ambakaina ianao, tompoko, -- Enga anie!) [1.1]
Derivatives 
Titles Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka

Entry Sarasara
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Sherezer [2.996]
Explanations in French Sareéçer [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Serezera
Biblical quotes 

Updated on 2020/07/31