Entry avara-patana
Elementary words avaratra ; -patana (fatana)
Part of speech locution
Explanations in English The place of honour in entertaining a guest; lit. north of the hearth. [1.2]
Explanations in French La place au nord du foyer. C' était la place d' honneur dans la case. [2.415]
Examples Faribolana amin' ny ladina an-tany no ataon' izy mianakavy eo avarapatana: Rangahy ambony akalana, Ramatoa eo ankavanany, tsy alàna am-pofo I Terezy kely ka raha tsy eny amin-dreniny dia mifindra amin' I Katy, na raha tsy izany ifandimbiasan' izy roalahy fahanana. [2.470]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/12/10