Entry |
dilatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Vovo-tany maivana entin' ny rano amin' ny renirano ka mandry eny ho eny, manarona sy mahalonaka ny tany: Tany dilatra [1.1]
|
| Nofon-tany mahavokatra nentin'ny riaka [1.13]
|
Explanations in English | Sedimentary deposits of earth [1.2]
|
Explanations in French | Alluvion flottée, limon [1.13]
|
Examples | Tsy hihosim-potaka amin' ny tany mena sy ny tany dilatra.
[2.470]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Analogs |
angon-dilatra ~
tany dilatra |
Proverbs |
|
Entry |
dilatra
|
Part of speech | Unspecified
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fandalovan-javatra mahakasika kely. [1.1]
|
Derivatives |
|
Entry |
dilatra
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in English | [Provincial]
Almost, nearly [1.2]
|
|
Entry |
dilatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Holapery [1.78]
|
Vocabulary |
|
Entry |
dilatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Bezanozano]
(de dilatra, adjectif : touché à peine, effleuré).
Leptolaena multiflora Thouars (Sarcolaenaceae ).
Le nom est une allusion discrète aux emplois de cet arbre en sorcellerie (voir
birana).
Bois dur mais peu employé.
[1.196]
|
Scientific name | Leptolaena multiflora |
Vocabulary |
|