Entry fadimbolana
Elementary words fady ; volana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fahataitairan' ny bibivavy mitady lahy
Teny enti-milaza ny andro ahatongavan' ny fotoanan' ny vehivavy, izay atao koa hoe ny isam-bolana [1.1]
 [ fadim-bolana ] Fahatongavan'ny fotoan'ny vehivavy miverina isam-bolana raha tsy bevohoka izy [1.13]
Explanations in French Règles, menstruations, menstrues [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/01