Entry faingomihantona
Elementary words faingo ; mihantona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Faingo ambony ( ' ) izay ampiasaina
-- amin' ny famenon-teny milaza tompon-javatra: Tranon' alika
-- amin' ny famenon' ny matoantenin' ny iharana: Novakin' ny saka [1.1]
 Maritsoratra ( ' ) entina misolo zanatsoratra latsaka: Sofin' omby (sofina omby) [1.1]
Explanations in French [ faingo mihantona ] Apostrophe [1.5, 1.13]
Vocabulary 
Tables and plates Punctuation marks

Updated on 2023/09/09