Entry mihantona (hantona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikiraviravy, mikirazorazo: Mihantona ao an-dalantsara ny tehiko fa alaovy
Mijanona tsy misy, mitsahatra: Efa hateloana izay no nihantona ny orana
Miato, mianina: Mihantona ny raharaha [1.1]
Explanations in English To be hung up, to hang up. [1.2]
 To hang [1.7]
Explanations in French être suspendu [1.8]
Examples 
1Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. [2.470]
2Noraisiko ny basy nihantona teny amin' ny rindrina, dia nivoaka ny trano aho, fa tsy namaly. [2.471]
3Teo an-kavian' ny varavarambeny raha hiditra, sahala amin' ny nihantona ny tanany. [2.472]
Morphology 
Present : mihantona
Past : nihantona
Future : hihantona
Imperative : mihantòna
Compound words 
Proverbs 

Entry mihantòna (hantona)
Part of speech imperative of active verb mihantona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/09/21