Entry fampivelarana (velatra)
Part of speech noun
Explanations in French Manière de faire épanouir [1.13]
Examples Koa izany fampitoviana sy fampivelarana amin'ny any ivelany izany, dia mitarika fomba fisaina mifanohitra amin' ny nentimdrazana izay mitazona ny olona hifototra amin'ny fokony ihany. [2.606]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/08/29