Entry faty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vatan' olona na biby tsy misy aina intsony: Misy fatin-tsaka ao atsinanan-trano ao
Fahafatesana: Faty hita izao ka hirosoana ihany [1.1]
Explanations in English A corpse, death [1.2]
 A corpse [1.7]
Explanations in French Un mort: Faty manao ahoana io ady io! (Que de morts il y a eu dans cette bataille!)
Un cadavre: Maimbo sahady ny fatiny (Son cadavre sent déjà mauvais)
Un animal crevé, charogne: Misy fatin' alika ao (Il y a là un chien crevé)
Signifie quelquefois la mort elle-même: Faty hita ka mbola mandroso ihany hianao (La mort vous attend et vous osez encore vous aventurer) [1.3]
 Cadavre [1.8]
Examples hazo va aho ka ho faty mahitsy? [2.131]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : faty, fatiko, fatinao, fatiny, fatintsika, fatinay, fatinareo, fatin', fatin-, fatim-
Prefixed : -paty, -patiko, -patinao, -patiny, -patintsika, -patinay, -patinareo, -patin', -patin-, -patim-
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs 

Entry faty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Faharesena amin' ny kilalao; fahavoazana amin' ny loka: Mbola hanarina ny fatiko aho [1.1]
Explanations in French Perte au jeu, dans le commerce: Hoatrinona ny fatinao amin' ny loka? (Combien avez-vous perdu au jeu?) [1.3]

Entry faty
Part of speech noun
Explanations in French  [Sakalava] (prononciation locale pour fatsy) Arbre à bois dur ; utilisé en construction. Graines tinctoriales » (Samat). Probablement un carissa (Apocynaceae). [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/05/25